|
|
|
|

Entry1  tsy mahalala onony
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] manao tafahoatra ny mety eo amin' ny sotroina, hanina, fanaranam-batana
Elementary words  4  mahalala, onony

Updated on 2024/12/07