|
|
|
|

Teny iditra1  tsy manan-droa hamolahana
Singan-teny  2 tsy, 3 manana, 4 roa, 5 amolahana
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 (ray aman-dreny) tsy manan-janaka afa-tsy tokana, izay voatery hotsimbintsimbinina, fa raha nanan-droa manko izy, mety ho niseho ho henjankenjana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12