|
|
|
|

Teny iditra1  tsy mandray ravin-deno
Singan-teny  2 tsy, 3 mandray, 4 ravina, 5 leno
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 enti-milaza zazavavy na vehivavy tsy te hisahirana amin' ny fanaovan-taozavatra
8 enti-milaza ny olona mpanankarena tsy mety hitakosina amin' ny raharaha ambanimbany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 L'expression populaire : tsy mandray ravin-deno (souvent prononcée par confusion ravin-deno), qui veut dire littéralement « ne pas prendre avec la main les feuilles utilisées à la préparation du mordant », a pris le sens de : ne pas vouloir se salir les mains, avoir le mépris du travail manuel. On l'emploie surtout pour les femmes et les jeunes filles. [1.196]
Tovy hevitra  10 tsy mandray ravin' avaratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11