|
|
|
|

Teny iditra1  tsy mena-mitaha
Singan-teny  2 tsy, 3 menatra, 4 mitaha
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 olona mendrika na zavatra tsara sy kanto, afaka mifaninana amin' ny hafa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 does not suffer by comparison [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 qui soutient la comparaison [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12