|
|
|
|

Teny iditra1  tsy miroa fo
Singan-teny  2 miroa, 3 fo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza faherezana miasa na manao raharaha satria amin' ny asa tokana ihany ny fony [1.1]
Ohatra  6  Mba tsy miroa fo koa re izany namatotra azy izany. [2.895]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12