Entry | 1 tsy miteny |
Elementary words | 2 tsy, 3 miteny |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 tsy misy antony (fomba fitenin' ny ankizy indrindra amin' izao andro izao, izay tsy azo lavina fa nalaina avy tamin' ilay fitenenana efa tranainy hoe: "Tsy miteny fa vola baoritra" nenti-nilaza ny maha-tsinontsinona ny vola madinika baoritra nony tonga ny vola madinika vy [1.1] |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |