|
|
|
|

Teny iditra1  tsy mitondra roa
Singan-teny  2 tsy, 3 mitondra, 4 roa
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 ratsy fitondra, tsy mitsitsy fa mamoapoaka, tsy mitahitahy na kely aza, tsy mitsimbina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11