|
|
|
|

Teny iditra1  tsy mitsitsy
Singan-teny  2 tsy, 3 mitsitsy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Ohatra  5  mahery setra, tsy mitsitsy raha mamely, sarotiny amin' ny fampandehanana ny asa, tsy miraharaha ain' olona. [2.472]
6  Efa taona maromaro tokoa izay, dia tsy mitsitsy harena ny mpilatsaka hofidina, hany ka lasa resa-bola tsikelikely ny fampielezan-kevitra. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12