|
|
|
|

Teny iditra1  tsy tambo
Singan-teny  2 tsy, 3 tambo
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  5 si nombreux, si grand, si profond qu'on ne peut... [1.3]
Ohatra  6  avy no mikoy: " tsy tambo holazaina daholo! [2.296#108]
7  tsy tambo lehitsy, ry Goaibe fa aoka izay a! [2.643#72]
8  tsy tambo ny resaka rahefa izahay roa lahy no tafaraka. [2.5]
9  tsy tamboko hovelomina ny zanako (Mes enfants sont si nombreux que je puis à peine les nourrir) [1.3]
10  tsy tambonay holazaina ny soa nataonao (Nous sommes incapables de dire le bien que vous avez fait) [1.3]
Haiendriteny 
11  Tsotra :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02