|
|
|
|

Entry1  tsy tambo isaina
Elementary words  2  tsy, 3  tambo, 4  isaina
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6  be dia be ka tsy azo isaina, tsy hita isa intsony [1.1]
Explanations in English  7  innumerable [1.7]
Explanations in French  8  innombrable [1.3, 1.8]
Examples  9  Ary ny havany tontolo tsy tambo isaina [2.69]
10  noho ny famindrampòny tsy tambo isaina [2.59]
11  Maro ny andevony, hono, ka tsy tambo isaina. [1.353]

Updated on 2025/10/11