|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy valahara |
| Singan-teny | 2 tsy, 3 valahara |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 shameless, impudent
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 not restrained, not well ordered in behaviour, impudent, shameless, romping
[1.3] 7 hardi, éhonté, effronté [1.3] 8 éhonté, effronté [1.8] |
| Ohatra |
9 Ededena ny olona tsy valahara
[1.1]
10 Olona tsy vanona sy tsy valahara mianakavy, hoy izy nony vizana ka nijanona. [2.472] 11 Ilay namonjy antsika ve hamela iny zazavavy madio iny holotoin'ireo olon-tsy valahara? [2.324] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|