|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 V ~ v
![]() |
| Sokajin-teny | 2 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tarehintsoratra fahasivy ambin'ny folo ary renisoratra
4 fahadimy ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy, 5 izay miova ho b amin'ny fanakambanan-teny: 6 Takolaka varavarana miova ho takola-baravarana; 7 marihina fa ny v manomboka fototeny mikambana amin'ny man 8 mba hanaovana matoanteny dia indraidray miova ho b 9 ka ny "man" lasa "mam" (man + voly = mamboly), 10 indraidray kosa latsaka fotsiny amin'izao (man + velona = mamelona). [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 Dix-neuvième lettre et quinzième consonne de
12 l'alphabet malgache. [1.3] |
| Mpanahaka | 13 abidy |
| Tsanganana sy sary iray takila |
14 Ny abidia |
| Lahatsoratra | 15 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/3) | 16 V ~ v
![]() |
| Sokajin-teny | 17 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 marika romana izay milaza ny isa 5
[3.1] |
| Voambolana | 19 Matematika: rafitrisa |
| Tsanganana sy sary iray takila |
20 Ny isa |
| Teny iditra (3/3) | 21 V
![]() |
| Sokajin-teny | 22 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
23 Singa mivaingana, faha-23 amin'ny
24 fisokajiana miherina. [3.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
25 Vanadium
[3.1] |
| Voambolana | 26 Simia |
| Tsanganana sy sary iray takila |
27 Fisokajiana miherina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|