|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vaditsindrano |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
[vady tsindrano]
3 vehivavy alain' ny Andriamanjaka na ny zanak' andriana ho vady amin' ireo Tsindranovavy na amin' ny mpanompovaviny
4 vady an-tsiraka, vady an' efitra, tokantranomaso, vazo, sakaiza ratsy, ranitra, sengy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[vady tsindrano]
5 a slave or a person of low rank taken as a concubine
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[vady tsindrano]
6 concubine prise par le souverain ou par un prince parmi les Tsindranovavy ou parmi les esclaves
[1.3] |
| Ohatra |
7 haja ìhany ny vady sy ny vaditsindrano.
[1.38]
8 Misy mpanjakavavy enimpolo, vaditsindrano valopolo, ary zatovovavy tsy hita isa [2.996] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 11 Fifandraisana: fianakaviana |
| Lahatsoratra | 12 Randzavola: vady tsindrano ao amin' ny Baiboly (=> fanambadiana) |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|