|
|
|
|

Teny iditra1  vady aman-janaka
Singan-teny  2 vady, 3 amana, 4 zanaka
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny frantsay  6 famille [1.66.fr#401]
Ohatra  7  Hampiadana ny vady aman-janakareo [2.508#415]
8  Tao ny ahiahy ny vady aman-janaka [2.356#91]
9  Izy mianaka angaha no vady aman-janakao? [2.4#9]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02