|
|
|
|

Teny iditra1  vady tra-drafy
Singan-teny  2 vady, 3 tratra, 4 rafy
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 enti-milaza ny vady izay tratran' ny rafivaviny ao an-trano nefa mbola tsy voasaotra akory izy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 épouse recevant une rivale avant l'acte du divorce [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12