|
|
|
|

Teny iditra1  vagao
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3 railroad car [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 wagon de train [3.1]
Ohatra  5  Hafahafa avokoa ny fanonon' izy rehetra ny fiteny vazaha enti-milaza ireo karazan-kalesindalamby sy ny mikasika azy: "trà marisandizy -- trà voiazera -- balie -- miselina -- vagao - kroazimà -- laraila" [2.470#112]
Voambolana  6  Fitaterana

Fivaditsoratra  7 agavo, 8 goava, vagao

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07