|
|
|
|

Entry (1/2)1  vahana
Part of speech  2  passive verb
Root  3  vaha
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  10  [1.1] borahina: Novahana ny entany ka iny nipitika ny kilalao nentiny ho an-janany
alana fatorana: Tokony hovahana ity alika ity amin' ny alina
esorina ny fahany: Efa novahan-dRasoa ilay Tomba teto omaly
tapahina: Dia hovahana izany ny fanekentsika
Explanations in French  11  [1.3] qu’on délie, qu’on détache, qu’on effile, qu’on rompt
Examples  12  [1.3] Aoka hovahantsika ny fanekentsika (Rompons notre convention)

Entry (2/2)13  vahana
Part of speech  14  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  17  [1.1] Haben' ny toe-batana: Efa vahany ny azy io kelikely io fa inona izy no marary eo
Explanations in French  18  [1.3] les dimensions du corps, des troncs d'arbre

Anagrams  19  avahan, hanava, havana, navaha, vahana

Updated on 2025/08/10