|
|
|
|

Teny iditra1  vahatry ny aina
Singan-teny  2 vahatra, 3 aina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 teny ilazana am-pitiavana ny zanaka na ny olon-tiana na iza na iza [1.1]
Ohatra  6  Tsy misy ny vahatry ny aina
fa ny tiana no vahatry ny aina
[2.131]
Mpanahaka  7  menakynyaina, 8  silakynyaina, 9  singotrynyaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02