|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vahotra |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Mionkina ny hozatra ka tsy mahahetsika, na noho ny hatsiaka na noho ny hatairana: Amin' izao fahalasanan' ny havana tampoka izao, vahotra ny lela.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 benumbed
5 perplexed [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 engourdi
7 confus [1.3, 1.8] 8 transi, crispé par le froid 9 fig. stupéfié, saisi de crainte, troublé, embarrassé, confus [1.3] |
| Ohatra |
10 nefa voafatotra ny saiko, ary vahotra ny tanako, ka tsy naharaka ny fihetsehan'ny foko.
[2.324]
|
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 31 hovatra, vahotra, 32 vohatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|