|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  vaika
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Saika na saiky [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 presque, peu s'en faut [1.3]
Ohatra  5  Hisolo vaika ny akalana ahoana, Razandry? [2.528#]
6  fa lolo-mahery vaika no mampitrena azy ireny. [2.643#]
Tovy hevitra  7 vaiky
Kamban-teny rehetra  8 solovaika

Teny iditra (2/3)9  vaika
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 ilay vy kely entina hampiatrana ny fem-basy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12 l'action d'armer le chien du fusil [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (3/3)26  vaika
Sokajin-teny  27  anarana
Fanazavàna teny frantsay  28 intensité [1.13]
Voambolana  29  Fizìka
Kamban-teny rehetra  30  Fikambanana 5 amin' io teny io

Fivaditsoratra  31 akavy, 32 ivaka, 33 kavia, vaika, 34 viaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09