|
|
|
|

Teny iditra1  vailanina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  3 twisted, warped [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  4 tordu [1.3, 1.8]
5 qui dévie de la ligne droite [1.3]
Ohatra  6  Fa tsy heverina loatra ny hoe hifanara-tsaina sa hisara-kevitra, mitovy fianarana sa vailanina, fifankatiavan' ny fo sa filan' ny nofo? [2.285]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Tsipelina hafa  8 vahilanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19