Entry (1/2) | 1 vaingana |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
6 [1.1] Vongan-javatra vaventy; didin-javatra makadiry: Lasan' ny saka ilay vaingan-kena teo ambony lovia. / Miempo ny vaingan-dranomandry raha vao tratran' ny hafanana. |
Explanations in English |
7 [1.7] a lump: |
Explanations in French |
8 [1.8] masse, motte |
Synonyms | 9 vainga, vaingavainga |
Entry (2/2) | 10 vaingana |
Part of speech | 11 passive verb |
Root | 12 vainga |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] Didiana: Vaingao kely ity hena ity |
Anagrams | 18 avaingan, navainga, vaingana, vangiana |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |