|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 vaka- |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe vakana |
| Teny iditra (2/5) | 3 vaka |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Tsy mahatapa-kevitra amin' izay hatao, sahirantsaina, sanganehana, sakodiavatra: Vaka ity ny saiko: sady ta handeha aho no te hijanona
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 qui ne sait que dire ou que faire, interdit, interloqué, confondu
[1.3] |
| Ohatra |
7 Dia vaka teo aloha kelikely Daniely izay atao hoe Baltasara;
[2.996]
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 9 Filôzôfia |
| Teny iditra (3/5) | 10 vaka |
| Sokajin-teny | 11 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 sarotahotra
[Tambahoaka, Tanala]
[1.78] 13 kanosa: Vaka mijodijody aliña k'aja mitoditodika sandre tojo raha mampatahotra (ilay saro-tahotra mandeha alina ka aza miherikerika sao sendra zava-mahatahotra) [Tanala] [1.78] |
| Teny iditra (4/5) | 14 vaka |
| Sokajin-teny | 15 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
16 malemy
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (5/5) | 18 vaka |
| Sokajin-teny | 19 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
20 misy fotsy eo amin'ny tenda (vorona, alika, ets...)
[Taisaka]
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|