|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vakiteny
Singan-teny  2 vaky, 3 teny
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny anglisy  5 reading [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 lecture [1.3#804, 1.8]
Ohatra  7  Haiko ny vakiteny nefa tsy nisy haiko ny dikany. [2.643]
8  Rabia kosa dia tsy mahay afatsy vakiteny sy soratra. [2.332]
9  Ny fari-pahaizana dia vakiteny tsara sy sora-tononina tsara. [2.649]

Teny iditra (2/2)10  vaki-teny
Singan-teny  11 vaky, 12 teny
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny anglisy  14 a syllable [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15 une syllabe [1.8]
Voambolana  16  Haiteny

Fivaditsoratra  17 tinevika, vaki-teny, vakiteny

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27