|
|
|
|

Teny iditra1  vakoana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazan-dravinala fihinana izay anaovan-tsatroka ny tsirany ary anafoana trano kosa ny raviny (Pandanus utilis) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 (complication inutile de vakoa).
5 Nom donné en général aux pandanus qui comptent à Madagascar 79 espèces endémiques.
6 Relevé notamment pour Pandanus concretus Baker, Pandanus rollotii Martelli.
7 Une Orchidée malgache magnifique, tsipelana Eulophiella roempleriana Schltr., vit en association cette dernière espèce sur la petite île de Sainte-Marie.
8 Voir velomianto. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  9  Haizavamaniry: hazo palma
Tovy hevitra  10 vakoa
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  13 anakova, vakoana, 14 voanaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17