|
|
|
|

Entry1  vaky feo
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  vaky, feo
Explanations in Malagasy  4  [1.1] entina milaza ny sakasakan-jazalahy izay manomboka mihabe feo ka migadragadra izany no fandre ny feony; ny sakan-jazalahy eo amin' ny fahamaotiana izay manomboka ho be feo
Explanations in French  5  [1.3] dont la voix mue, dont la voix devient rauque
Vocabulary  6  Health

Anagrams  7  fievoka, vaky feo

Updated on 2025/07/29