|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 valalabemandry |
| Singan-teny | 2 valala, 3 be, 4 mandry |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Teny enti-milaza ny ankapobem-bahoaka, ny sarambabem-bahoaka
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[valala be mandry]
7 the mass of the people, the public
[1.2] 8 the mass of common people [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 la masse du peuple
[1.3, 1.8] |
| Ohatra |
10 Ilaina ihany koa ny fampahatsiahivana ny valalabemandry eo amin' ny fahadiovana sy ny fahavarana ny toerana onenana.
[2.470]
11 Ary ny valalabemandry ho main'ny hetaheta [2.996] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|