|
|
|
|

Teny iditra1  valam-paria
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3 Tany mamefy ny tanimbary tsy hikambana amin' ny hafa
4 (valamparia) Tovon-tany mamaritra ny sisin-tanimbary, atao koa hoe tahalaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 the small elevated divisions of the rice-grounds. [1.2]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02