|
|
|
|

Teny iditra1  valiana
Fototeny  2 valy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Omena valiny (taratasy na fanontaniana): Valio anie ity taratasy ity raha vao voarainao e!
5 Setrena: Tsy tokony ho novalianao ratsy ny soa nataoko anao
6 Omena valin-teny tsy amim-panajana, toherina: Tezitra tokoa aho ka novaliako mafy izy [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 avilana, 14 ivalana, 15 lavania, 16 laviana, valiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09