|
|
|
|

Teny iditra1  valilahy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 zaodahy, zaobavim-behivavy: Aretim-balilahy tsy ba maharary [Tambahoaka, Sihanaka, Tanala] [1.78]
4 zaodahy [Taisaka, Bara] [1.78]
5 Zaodahy [1.1]
Voambolana  6  Fifandraisana: fianakaviana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17