|
|
|
|

Teny iditra1  valindrihana
Singan-teny  2 valy, 3 rihana
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Hazo na lalotra mandrakotra ny atin' ny tataro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a ceiling [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 plafond [1.3, 1.8]
Ohatra  8  Tamin' ny sasany, feno kongona ny trano, ka rehefa alina ny andro, latsaka mipatrapatraka avy any amin' ny valindrihana ireny, ary raha vao maraina ka manosy diky ny miditra oa, ary manorika hatrany amin' ilay efitra ipetrahana ny ditsaka. [2.472]
Voambolana  9  Toe-karena: fanorenana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12