|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  valoana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza zavatra asiana dimbana, na dembaina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 à quoi on fait une entaille, un rebord [1.3]

Teny iditra (2/2)5  valoana
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 karbiorana hidrôzena ampoka, tondroina amin' ny raikipohy bontolo C8H18 fahita amin' ny lasantsy [1.62]
Voambolana  8  Simia

Fivaditsoratra  9 avalano, 10 avalona, valoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12