|
|
|
|

Teny iditra1  valsa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3 a waltz [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 une valse [3.1]
Ohatra  5  Nanao valsa eran'ny trano izy roa [2.895#]
6  Re tao avokoa ireo anarana hafahafa toy ny valsa [2.445#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07