|
|
|
|

Entry1  valy boraingona
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  valy, boraingona
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] valin-teny jadona tsy mifanaraka akory amin' izay tokony ho izy; valin-teny toa manao didiko fe lehibe fotsiny izao

Updated on 2025/08/10