|
|
|
|

Entry1  vangiana
Part of speech  2  passive verb
Root  3  vangy
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Tsidihina, aleha any aminy ho fanehoana firaisampihavanana aminy na ho famalifaliana azy raha marary: Rahampitso i Dadatoa no hovangianay eny amin' ny hopitaly
Tsapaina alahelo, alana alahelo, haladina: Toa tsy novangianareo akory Rasoa tamin' ny izy maty anaka?
Explanations in English  9  [1.2] to be visited
Explanations in French  10  [1.3] qu'on visite
Proverbs  11  Proverbs containing the word vangiana

Anagrams  12  avaingan, navainga, vaingana, vangiana

Updated on 2025/07/29