|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 vangovango |
| Fototeny | 2 vango |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanaovan-javatra amin' ny ankapobeny fotsiny
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 action de dégrossir, d'ébaucher, de préparer grossièrement
[1.3] 6 ébauche [1.13] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 10 vangovangon-tsarintany |
| Teny iditra (2/2) | 11 vangovango |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 habantanana
[Tambahoaka]
[1.78] 14 fehin-tanana, traba [Sihanaka] [1.78] 15 ravaka mamehy tanana [Tanosy] [1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 bracelet, anneau
[1.13] |
| Fivaditsoratra | vangovango, 17 vongavonga |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|