|
|
|
|

Entry (1/2)1  vaniana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Ny kibo malemy, faritra ambany indrindra amin' ny kibo (ny faritra amin' ny ilany roan' ny vaniana dia atao hoe: "lohavaniana" ary ny ao an-damosina "valahana") [1.1]
All compound words  4  2 combinations of this word
Vocabulary  5  Biology

Entry (2/2)6  vaniaña
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  valahana, andilana, lanivoa [Tanala] [1.78]
Synonyms  9  vania

Anagrams  10 anivana, 11 Ny Avana, 12 vaniaƱa, vaniana

Updated on 2025/10/12