Entry | 1 varinesy |
Part of speech | 2 noun |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Zavatra ahosotra ny hazo mba hampalambolambo ary hampamirapiratra azy 8 [1.13] karazan-dranoka ahosotra na atifitra hampangirana zavatra iray |
Explanations in French |
9 [1.3] vernis 10 [1.13] vernis, émail |
Examples |
11 [2.332#] Voamboana no nanaovana azy, ary voahosotra varinesy. 12 [1.437#] Mamindra amin' izay izy amin' ny tongotra mingadongadona tsara voavitsy, sady vita varinesy amin' ny savony - fara-kaingo izany tamin' izay. |
Anagrams | 13 varinesy, vesariny |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |