Entry (1/2) | 1 varingariña |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 fikodiadiavana, kodiadia [Tanala]
[1.78] |
All compound words | 4 varingarina tsy mivadi-pihodinana |
Synonyms | 5 fivaringariñana |
Entry (2/2) | 6 varingarina |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 Iraizotongotra izay manana fototra faribolana [1.1] 9 endrika jeômetirika manana fototra faribolana [1.13] |
Explanations in French |
10 cylindre [1.13] |
All compound words | 11 4 combinations of this word |
Vocabulary | 12 Mathematics: geometry |
Anagrams | 13 varingariƱa, varingarina |
Updated on 2025/10/12 |
![]() |