| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 varo-boba | 
| Singan-teny | 2varotra, 3boba | 
| Sokajin-teny | 4 anarana na mpamaritra | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
5 varotra mora dia mora [1.1] 6 varotra ambany vidy noho ny vidiny andavanandro [1.13]  | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
7 sold very cheaply [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
8 très bon marché, à vil prix [1.3] 9 solde [1.13] 10 vendu à vil prix [1.8]  | 
| Ohatra | 
11 Toa hitany mitorovoka eny an-tsena eny ilay tsy valahara manao varoboba ny poaraony.
[2.470#] 
 | 
| Voambolana | 12 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |