|
|
|
|

Teny iditra1  varotra tsy miverim-bodiondry
Singan-teny  2 varotra, 3 tsy, 4 miverina, 5 vody, 6 ondry
Sokajin-teny  7  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  8 varotra entana nanomezana vola mialoha ho fandraiketam-barotra, ka raha tahiny tsy raikitra ny varotra any aoriana, dia lany maina iny vola iny fa tsy averin' ilay olona tompon' entana intsony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11