|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 varozaka |
| Fototeny | 2 rozaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 zavatra lava mirefarefa na mitaritarika
5 teny lava tsy misy antony fa ny teo ihany no averimberina [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 état de ce qui est long, fluet et pendant; paroles confuses, désaccord, différend
[1.3#816] |
| Sampanteny |
|
| Tsipelina hafa | 20 varozana |
| Teny iditra (2/2) | 21 varozaka |
| Fototeny | 22 rozaka |
| Sokajin-teny | 23 mpamaritra |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 faible, épuisé
[1.3#816] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|