|
|
|
|

Teny iditra1  vary amin' anana  ~  variaminanana
Singan-teny  2 vary, 3 amy, 4 anana
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  [variaminanana] 6 Vary misy teti-kena sy karazan' anana samihafa (anatsonga, anamamy, voatabiha, tongolo...) handroina miaraka.
7 Intelo miantoana no fahandro ny variaminanana: ny teti-kena aloha, dia ny anana, ary izay vao ny fotsimbary rehefa mangotraka ireo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 riz aux herbes
9 pêle-mêle, désordre, hasard [1.3]
10 Pensées entremêlées, pêle-mêle comme le riz et les brèdes mélangés [2.415#6158]
11 riz aux herbes potagères ; plat très commun.
12 Sens figuré : présenté pêle-mêle, sans ordre. [1.196]

Fivaditsoratra  13 variaminanana, vary amin' anana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27