|
|
|
|

Teny iditra1  vary amin-dronono tondrahan-tantely
Singan-teny  2 vary, 3 amy, 4 ro, 5 nono, 6 tondrahana, 7 tantely
Sokajin-teny  8  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  9 enti-milaza zavatra tonga lafatra ihaonan' ny soa sy ny tsara [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11