|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vatasarihina |
| Singan-teny | 2 vata, 3 sarihina |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
[vata sarihina]
5 a drawer
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[vata sarihina]
6 tiroir
[1.8] 7 tiroir [1.13] |
| Ohatra |
8 Tsy namaly Dr Joely fa naka fanalahidy, dia namoha vatasarihina iray.
[2.529#]
9 Nalainy tamin' ny vatasarihina teo akaiky tokoa ilay poketrako dia nomeny ahy. [2.4#] 10 Volana vitsivitsy taorian'izay kosa, sendra nifanojo tami-mpandrafitra iray avy any Ambositra aho, ary dia nampanao lakam-panorona voasokitra (marqueterie), misy vatasarihina sy voahosotra varinesy. [2.503#] |
| Voambolana | 11 Toe-karena: ao an-trano |
| Tovy hevitra | 12 vatasarika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|