|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vatoafo |
| Singan-teny | 2 vato, 3 afo |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Karazam-bato mainty mafy, fakana afo fa mora miteraka afo rehefa ampifampikasohina; fanaovana kapaika
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 silex
[1.3, 1.13] 7 pierre à feu [1.3] |
| Ohatra |
8 Ny entana namidy dia lamba, vilia aman-tsotro, vilany, basy, vanja, vatoafo, firavaka, toaka.
[2.508#]
|
| Voambolana | 9 Haibolantany |
| Tovy hevitra | 10 vatofalia |
| Fivaditsoratra | 11 afovato, vatoafo, 12 voatafo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|