|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vatoana |
| Fototeny | 2 vato |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Be vato: Tany votoana, vary vatoana
5 Hetry, botry, vatokely: 6 Vatoana ity zaza ity 7 Mafy, sarotra andrahoina: Mangahazo vatoana [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 pierreux
9 Figuré: qui a des durillons, dur, de mauvaise croissance, rabougri, de cuisson difficile: 10 Vatoana ity tokotany ity (Il y a beaucoup de pierres dans cet emplacement) ~ 11 Vatoana ity vary ity (Il y a beaucoup de pierres mêlées à ce riz, ce riz cuit difficilement) ~ 12 Vatoana ity zaza kely ity (Ce petit enfant ne croit pas, est rabougri) ~ 13 Vatoana ity mangahazo ity (Ce manioc cuit difficilement, est dur quand il est cuit) [1.3#816] |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 atavano, 16 atavona, 17 atovana, 18 avotana, vatoana, 19 voatana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|