|
|
|
|

Teny iditra1  vatokilonjy
Singan-teny  2 vato, 3 kilonjy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Vongam-bato madinidinika efa tonga malama sy boribory noho izy nifampikasokasoka tao anaty rano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a small round pebble [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 petit caillou arrondi [1.8]
8 galet [1.13]
Voambolana  9  Haibolantany

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12