|
|
|
|

Entry1  vatorano
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Karazana vatomainty izay mainty dia mainty ary mafy izaitsizy, ela vao mafana raha hafanaina, ka raha mandalo eo aminy ny entona tonga rano
4  [1.13] vato vandana mainty
Explanations in French  5  [1.13] granit
Vocabulary  6  Geology
Elementary words  7  vato, rano
Synonyms  8  granita, vatomainty

Anagrams  9  naavotro, ranovato, torovana, vatorano, voanotra, voaranto

Updated on 2025/01/21