|
|
|
|

Teny iditra1  vavafo
Singan-teny  2 vava, 3 fo
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 vavony [Bara] [1.78]
6 Ny lempona eo ambanin' ny tratra, mamaritra ny toerana misy ny vavony ao anaty [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 the solar plexus [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 le creux de l'estomac [1.8]
Ohatra  9  Farany, iry erý ny tranon-dry Dada ! Midobodoboky ny hafaliana ny am-bavafo. [2.356]
Voambolana  10  Haiaina
Tovy hevitra  11 ambavafo
Kamban-teny rehetra  12 havavafo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09